Teny iditra hamaizinina (maizina (aizina (izina)))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Atao ao anaty haizina, atao tonga maizina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be darkened [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qu'on rend obscur, qu'on met dans l'obscurité: Aza hamaizinina ny laha-teninao (Ne rendez pas obscur votre discours) ~ Aza hamaizinina izahay (Ne nous mettez pas dans l'obscurité) [Abinal 1888]
Endriteny 
hamaizino
Teny mitovy hevitra maizinina

2015/03/13