Teny iditra hamalinana (malina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1]
Tovy hevitra fahamalinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20