Teny iditra hamamy (hamy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra hamamiana

2009/02/23