Teny iditra | hamantana (manta) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est cru, de ce qui n'est pas mûr [1.3] | |
Ohatra | Aiza ianao izao no hamantana, hoy i Dolfa tamin'i Voahirana.
[2.895] | |
Tovy hevitra | fahamantana ~ hamanta | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |