Teny iditra hamaotonana (maotona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny hamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1]
Tovy hevitra fahamaotonana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05