Teny iditra hamarina (hamatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on bande avec des éclisses [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hamarina, hamariko, hamarinao, hamariny, hamarintsika, hamarinay, hamarinareo, hamarin', hamarin-, hamarim-, hamari-
Ny lasa : nohamarina, nohamariko, nohamarinao, nohamariny, nohamarintsika, nohamarinay, nohamarinareo, nohamarin', nohamarin-, nohamarim-, nohamari-
Ny hoavy : hohamarina, hohamariko, hohamarinao, hohamariny, hohamarintsika, hohamarinay, hohamarinareo, hohamarin', hohamarin-, hohamarim-, hohamari-
Filaza mandidy : hamaro
Tsipelina hafa 

Teny iditra hamarina (marina (arina))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14