Teny iditra hamarino (marina (arina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hamarinina [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao [Rajemisa 1985, takila 408]
2Hamarino io andry io, fa mitongilana (Mettez d’aplomb cette colonne, parce qu’elle penche) [Abinal 1888, takila 434]
3Hamarino izay hametrahanao ny tavoangy (Mettez de niveau la place où vous poserez les bouteilles) [Abinal 1888, takila 434]
4Hamarino io laha-teny io (Corrigez ce discours) [Abinal 1888, takila 434]

2017/08/06