Teny iditra | hamasahana (masaka (hasaka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3] | |
Tovy hevitra | hamasaka ~ fahamasahana | |
Fivaditsoratra | hamasahana, mahasahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |