Teny iditra hamasinina (masina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ò!
¶ Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hamasinina
hamasiniko
hamasininao
hamasininy
hamasinintsika
hamasininay
hamasininareo
hamasinin'
hamasinin-
hamasinim-
hamasini-
nohamasinina
nohamasiniko
nohamasininao
nohamasininy
nohamasinintsika
nohamasininay
nohamasininareo
nohamasinin'
nohamasinin-
nohamasinim-
nohamasini-
hohamasinina
hohamasiniko
hohamasininao
hohamasininy
hohamasinintsika
hohamasininay
hohamasininareo
hohamasinin'
hohamasinin-
hohamasinim-
hohamasini-
hamasino
Teny mitovy hevitra ankamasinina

2010/09/12