Teny iditra hamba
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy  [Taisaka] kambana: zaza hamba [Rakotosaona 1975]
  [Bara] kambana [Rakotosaona 1975]
 Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
¶ Fiatoatoana raha miteny.
Mitovy hevitra: miahanahana ~ miahotrahotra ~ mihambahamba ~ miherohero ~ misalasala [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy indecision, hesitation [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Taisaka] état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac) [Deschamps 1936]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hambahamba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31