Teny iditra hambahamba (hamba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
¶ fiatoatoana raha miteny.
¶ mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy indecision, hesitation [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hamba

2009/04/23