Teny iditra hambana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ hambaña ] [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] kambana [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] kambana, roa [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] kambana, misaringotra [Rakotosaona 1972]
 Teny ilazana zavatra roa mitovy ka miraikitra tsy afa-misaraka, kambana mitambatra: Akondro hambana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (toute l'île) Adjectif : double ; se dit des organes végétaux soudés par deux ; par exemple voakambana : fruits à deux méricarpes soudés entre eux, comme ceux des rauvolfia ; akondro hambana : banane double, résultant de la soudure accidentelle de deux fruits. Voir aussi kambana. [Boiteau 1997]

2019/08/17