Teny iditra hambo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   pretense, imposture [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   prétention, imposture [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hambo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] tonta [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] vieux (objets) [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/15