Teny iditra hambosana (ambo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] haavo [Rakotosaona 1972]
 refy mijidina miainga amin'ny haabon'ny ranomasina [SLP 1986]
Famaritana frantsay altitude [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra haambo

Teny iditra hambôsana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] tanety [Rakotosaona 1972]

2010/05/06