Teny iditra hamelohina (meloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao miolaka, miforitra: Nohamelohin' ny ankizy ny tehiko
¶ Atao tonga miforitra, vokoka: Nohamelohinao ny tehiko ka tsy manaiky aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hamelohina
hamelohiko
hamelohinao
hamelohiny
hamelohintsika
hamelohinay
hamelohinareo
hamelohin'
hamelohin-
hamelohim-
hamelohi-
nohamelohina
nohamelohiko
nohamelohinao
nohamelohiny
nohamelohintsika
nohamelohinay
nohamelohinareo
nohamelohin'
nohamelohin-
nohamelohim-
nohamelohi-
hohamelohina
hohamelohiko
hohamelohinao
hohamelohiny
hohamelohintsika
hohamelohinay
hohamelohinareo
hohamelohin'
hohamelohin-
hohamelohim-
hohamelohi-
hamelohy

2010/06/03