Teny iditra hamendrehana (endrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3]
Ohatra Mpiantoka ny hamendrehana sy fahamarinan' ny latsabato sy ny fahitsian' ny fifidianana io rafitra io, ka omena andraikitra hanamarina sy hitsara ny asa rehetra sahanina amin' ny fampizorana amin' ny tokony ho izy ny fifidianana sy ny fitsapana ny hevitry ny vahoaka. [4.27]
Tovy hevitra fahamendrehana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31