Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [Rajemisa 1985]

Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lamba fotsy ary manify kely [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] toile blanche. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 

2017/03/10