Teny iditra hamo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fahalainana, fahatofohana [Rakotosaona 1972]
   Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
¶ Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hamohamo

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/30