Teny iditra hamoanana (moana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay état de celui qui est muet
Figuré: taciturnité, silence [1.3]

Teny iditra hamoanana (foana)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny famenony amoanana
Haiendriteny 
Ny hoavy : hamoanana, hamoanako, hamoananao, hamoanany, hamoanantsika, hamoananay, hamoananareo, hamoanan', hamoanan-, hamoanam-, hamoana-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20