Teny iditra hamohamo (hamo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
¶ Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hamo

2011/10/30