Teny iditra hamoraina (mora)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona
¶ Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made easy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on rend facile [Hallanger 1974]
Endriteny 
hamoraina
hamoraiko
hamorainao
hamorainy
hamoraintsika
hamorainay
hamorainareo
hamorain'
hamorain-
hamoraim-
hamorai-
nohamoraina
nohamoraiko
nohamorainao
nohamorainy
nohamoraintsika
nohamorainay
nohamorainareo
nohamorain'
nohamorain-
nohamoraim-
nohamorai-
hohamoraina
hohamoraiko
hohamorainao
hohamorainy
hohamoraintsika
hohamorainay
hohamorainareo
hohamorain'
hohamorain-
hohamoraim-
hohamorai-
hamoray, hamorao

2010/05/15