Teny iditra hamorao (mora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hamoraina [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona [Rajemisa 1985]

2012/12/07