Teny iditra hamy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsiro tsara toy ny an' ny tantely na ny siramamy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sweetness, excellence, as of honey. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   douceur, comme celle du miel et du sucre: Odre! ity hamin' ny tantely! (Comme ce miel est doux!)
¶ suavité, agrément, charmes, délices [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07