Teny iditra hananiky
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Nefa, kanefa [1.78]

Teny iditra hananiky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ankehitriny [1.78]
Tovy hevitra henaniky ~ hananik'izao

Teny iditra hananiky
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mananiky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31