Teny iditra hanao
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] ianao [Rakotosaona 1972]
   [Bara] ianao, ise, ialahy [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] hianao, ianao [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hanao (tao)
Sokajin-teny   ho avin' ny matoantenin' ny mpanao manao

Teny iditra hanao (hana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao hanaina [firaketana]

2009/09/01