Teny iditra handatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] maisatra amin'ny lela [Rakotosaona 1972]
 Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra handatre

2019/08/17