Teny iditra handrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
  [Betsimisaraka] [ handriña ] handrina [1.78]
Fanazavàna teny anglisy The forehead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Front [1.3]
 Le front [1.8]
Ohatra 
1Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817]
2mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo loha
Anaran' akora mamorom-batana maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra handrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20