Teny iditra handrona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   stagnation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   stagnation, se dit des liquides et des affaires [Abinal 1888]
   stagnation [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra handroña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   famaky [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   handroñana

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/15