Teny iditra handrotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fatotra mora vahana, fehy tsy fato-maty
Mitovy hevitra: singory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bow, a slip-knot. See fehy, fandrotra. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpanahaka  fehy handrotra

2012/12/07