Teny iditra hanefa > anefana (efa)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Ataovy izay hanefanao haingana ny trosanao (Faites en sorte de payer vite votre dette) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anefana, anefako, anefanao, anefany, anefantsika, anefanay, anefanareo, anefan', anefan-, anefam-, anefa-
Ny lasa : nanefana, nanefako, nanefanao, nanefany, nanefantsika, nanefanay, nanefanareo, nanefan', nanefan-, nanefam-, nanefa-
Ny hoavy : hanefana, hanefako, hanefanao, hanefany, hanefantsika, hanefanay, hanefanareo, hanefan', hanefan-, hanefam-, hanefa-
Filaza mandidy : anefao

Fivaditsoratra 

Teny iditra hanefa > manefa (efa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] [ mañefa ] Mamita [1.78]
  [Bara] [ mañefa ] Mamita, mamarana [1.78]
  [Bezanozano] Mamita [1.78]
  [Bara] Mandoa vola [1.78]
  [Sihanaka] [ mañefa ] Mamita, manantanteraka, mandoa vola [1.78]
  [Tanala] [ mañefa ] Mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [1.78]
 Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa
Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila
Manonitra: Nanefa ny helony izy
Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To complete, to perform one's duty; to pay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [1.3]
 Achever; faire son devoir; payer, une dette [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manefa
Ny lasa : nanefa
Ny hoavy : hanefa
Filaza mandidy : mane
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra hanefa > manefà (efa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Teny iditra hanefa > mañefana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Manetsiketsika [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra hanefa > mañefaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] (Jereo efaka) [1.78]

Fivaditsoratra