Teny iditra hangezana (ngeza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halehibeazana: Noentanin' ny hangezany ny anao ka nieboebo izaitsizy [1.1]
Tovy hevitra fahangezana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25