Teny iditra hani-bary tsy harena
Singan-teny hanitra ; -bary (vary) ; tsy ; harena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The fragrance of rice is not wealth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24