Teny iditra hanim-pito loha (hanina, fito, loha)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   sakafom-panasana misy karazany maro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   used in describing a feast where every kind of food desired is to be had. [Richardson 1885]
Ohatra   Henakisoa menafify, henomby matavy noritina, akoho na vorona natao ladobo, miaraka amin' ny lasosy sy lasary, ary faranana amin' ny mofomamy sy voankazo, ireo rehetra ireo no nasesy hanina, mba hahatonga lafatra ny hanimpitoloha araky ny fitenenana. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 107]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Hanim-pito loha
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Rabetokotany: Hanim-pito loha
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19