Teny iditra hanitra nentin-drazana (hanitra, entina, razana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ny hatsaran-toetran' ny razana izay mbola tokony ho tanan' ny taranany: ny "toe-panahy soa izay mampiavaka ny isam-pirenena" [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07