Teny iditra hanjahanja (hanja)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampisehoana miharihary; tsy fananan-dam [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   openness; nakedness; cf. harihary [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   nudité, manifestation [Abinal 1888]
   état de ce qui est ouvert, manifeste; cf. harihary [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hanja

Teny iditra hanjahanja
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   see hejaheja [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/20