Teny iditra hankana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazam-borona mpivoaka alina [1.78]
  [Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A kind of bird. Probably the same as hanka [1.2]
Voambolana 

Teny iditra hankana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [1.78]
  [Tanala] kankana(tany, olona) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For kankana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Ver [1.405]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31