Teny iditra hanky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A custom, manners. (Prov.) See fomba. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Usages propres aux Européens. [1.19]
Tovy hevitra haky

Teny iditra hanky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Tovy hevitra hanky va re
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31