Teny iditra hanky va re
Singan-teny hanky ; va ; re
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Tovy hevitra hanky

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02