Teny iditra hano (hana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hanina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Hano ny varinao [Rajemisa 1985, takila 411]
2Mifohaza, hano ny varinao e! [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 98]
3Sokafy ny vavanao, ka hano izay omeko anao. [Baiboly: 33.2.8]
Teny nalaina 

2017/03/21