Teny iditra hantsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanomezam-po mba hiady, hifamely amin' ny tena, haika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a challenge, defiance [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   défi, provocation [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  

2013/11/07