Teny iditra hany
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tokana, irery: Izy no hany zana-dray aman-dreniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy single, alone, one individual, only, sole. [Richardson 1885]
 the only one [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le seul, unique [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hanina [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] nourriture, repas [Deschamps 1936]
Voambolana 

2010/05/15