Teny iditra haodihaody (haody)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra haody

2012/12/07