Teny iditra haorina (haotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see haotra [Richardson 1885]
 to be scratched [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay contre quoi on se frotte [Hallanger 1974]
Endriteny 
haorina
haoriko
haorinao
haoriny
haorintsika
haorinay
haorinareo
haorin'
haorin-
haorim-
haori-
nohaorina
nohaoriko
nohaorinao
nohaoriny
nohaorintsika
nohaorinay
nohaorinareo
nohaorin'
nohaorin-
nohaorim-
nohaori-
hohaorina
hohaoriko
hohaorinao
hohaoriny
hohaorintsika
hohaorinay
hohaorinareo
hohaorin'
hohaorin-
hohaorim-
hohaori-
haory
Teny mitovy hevitra haotraorina

2011/10/25