Teny iditra haotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy scratching, clawing. See rangotra. [Richardson 1885]
 scratching [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay grattage [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2010/05/15