Teny iditra haotraotra (haotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra haotra

2009/02/23