Teny iditra harafesina
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
¶ Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy rust
¶ rusty [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rouille
¶ rouillé [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra harafesina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/10/05