Teny iditra harahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza vary na katsaka izay ampangotrahina mba hahamora totoina azy [1.1]
Voambolana 

Teny iditra harahana (haraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy To be covered over with ropes, as a stone being dragged along [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : harahana, harahako, harahanao, harahany, harahantsika, harahanay, harahanareo, harahan', harahan-, haraham-, haraha-
Ny lasa : noharahana, noharahako, noharahanao, noharahany, noharahantsika, noharahanay, noharahanareo, noharahan', noharahan-, noharaham-, noharaha-
Ny hoavy : hoharahana, hoharahako, hoharahanao, hoharahany, hoharahantsika, hoharahanay, hoharahanareo, hoharahan', hoharahan-, hoharaham-, hoharaha-

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13