Teny iditra harahara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Madiva dia ho rovitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra harahara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxilon ensifolium) hazo mafy diamafy, fanaovana zaran' angady indrindra ka nahatonga azy ho teny mitovy hevitra amin' ny "angady" [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'un bois très dur, Phylloxylon ensifolius. [David 1952 (takila H)]
Famaritana frantsay appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Phylloxylon ensifolius
Teny mitovy hevitra sotro ~ tsiavango ~ voafatra

Teny iditra harahara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazana garaba misy masomasony fanatonan-tsotro sy lovia [Rakotosaona 1972]

Teny iditra harahara (hara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tsapatsapa [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] tâtons [Deschamps 1936]
Sampanteny 

2017/03/10