Teny iditra haraka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara] mangetaheta [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] sasatra [Rakotosaona 1972]
   Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé
¶ qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [Abinal 1888]
   [Tankarana] épuisé, qui a peiné. [David 1952 (takila H)]
Sampanteny  

Teny iditra haraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] lakana fitondra an-dranomasina [Rakotosaona 1972]
   Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Taisaka] pirogues de mer [Deschamps 1936]
Voambolana  

Teny iditra haraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the heddles of a loom [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   lisses du métier
¶ action de lier les pierres sur les traineaux [Abinal 1888]
   les lisses d'un métier [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra haraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   extorsion, exaction [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra haràka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] taolan-tena iray manontolo [Rakotosaona 1972]
   [Bara] taolambalo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] squelette [Deschamps 1936, Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra haraka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [Rakotosaona 1972]

2017/03/10