Teny iditra haram-bato (harana, vato)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [Taifasy] vatolampy [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] hantsambato [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [Richardson 1885]
   a large rock, a protruding vein of rock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   grand rocher [Hallanger 1974]
Ohatra   Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 25]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/17